|
|
|
|

Teny iditra1  baingo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Habilabilana; toetran' ny zavatra vilana sy mifelopeloka, miolikolika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Tortuosité, courbure [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Tovy hevitra  9 baingoka

Fivaditsoratra  10 angoby, baingo, 11 bangoy, 12 gobañy, gobany, 13 Ibango

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27