|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  bakatraka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Bakaka be tsy soa [1.1]
4 vaventy sy bakaka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 grossier [1.13]
Ohatra  6  Ny endrik' izany rehefa vita, dia sahala amin' ny misy tafo harato bakatraka maso ny tanimboly. [2.472]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)8  bakatraka
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10 Feuilles odorantes d'une plante non déterminée. On en remplit les matelas. Elles seraient insectifuges. [Betsileo, Bara] [1.196]
Voambolana  11  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02