|
|
|
|

Teny iditra1  bala sasatra
Singan-teny  2 bala, 3 sasatra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 bala maty afo, tsy mipoaka, tsisy hery [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [sasatra, tired.] A spent bullet. [1.2]
Tovy hevitra  7 bala mangatsiaka, bala maty

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12