|
|
|
|

Teny iditra 1  balaza
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ilay sosona faharoa amin' ny hoditra anaty; matevina izy io ary ao anatiny no misy ireo kitapo kely mitahiry menaka izay manamandina ny hoditra sy ny volo [1.1]
Voambolana  4  Haiaina
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how balaza

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19