|
|
|
|

Teny iditra1  baleke
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fomba fandavoana amin' ny ringa, raha raisina amin' ny salakany avy ao an-damosiny ilay miady amin' ny tena [Sakalava] [1.1]
Tovy hevitra  4 baliky

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12