|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 bamba |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 miravona ho iray, mitovy tantana, rano iray
[1.10#B.46] 4 miely eran' ny manodidina rehetra, mihanaka hatraiza hatraiza, fampiasa indrindra amin' ilay fiteny hoe: 5 Bamba iray na bambaray, 6 izay mety hanan-kevitra roa: 1) Mitovy tantana hatrany hatrany: 7 Tamin' ilay tondra-drano taona itsỳ, bamba iray daholo no fijery ny havoana sy ny lemaka 2) Rakotra hatraiza hatraiza: 8 Bambarain' ny fery ny tenan' i Joba [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 spreading over, covering, as eruptions in cutaneous diseases
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 étendu partout, qui couvre également tout
[1.3#73] |
| Tovy hevitra | 11 bamba iray, bambaray, bambiray |
| Kamban-teny rehetra | 12 bamba iray |
| Teny iditra (2/3) | 13 bamba |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 manda na tanàna fiarovana
16 manda na rindrina rava, mikoa, mirodana [1.10#B.46] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 a fortification
18 a fallen wall [1.2] |
| Teny iditra (3/3) | 19 bamba |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21 filanjana bao tokana
[1.10#B.46] |
| Fanazavàna teny anglisy |
22 a single-poled palanquin
[Provincial]
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|