|
|
|
|

Teny iditra1  bambantrano
Singan-teny  2 bambana, 3 trano
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 efitra midadasika, mazana, tsy misy rindrana fa andry no mitanty ny vesatry [1.62]
Ohatra  6  Manana bambantrano roa lehibe natao hitahirizana entana ny orinasa iasany [1.62]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17