|
|
|
|

Teny iditra1  bandia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 entambe [Taisaka] [1.78]
4 Enti-milaza rehefa mety ho anentan' entana, fa indrindra anentan-damba [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 ballot de marchandises, surtout de toiles [1.3]
6 ballot [Tanosy] [1.78]
Tsipelina hafa  7 bandiana

Fivaditsoratra  bandia, 8 Dinaba

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12