|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bangaina |
| Fototeny | 2 banga |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Asiana banga, atao tsy ampy: Tandremo bangainao ny volako amin' ny faran' ny volana fa tsy nanapaka mihitsy aho na dia indray andro aza
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to have gaps made in as hedges, saws, knife-blades, etc.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|