|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 banga ridana |
| Singan-teny | 2 banga, 3 ridana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 tsy misy nify na dia iray aza
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 (bangaridana) To be toothless.
[1.2] 7 having some teeth missing [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 édenté
[1.8] |
| Ohatra |
9 Nisy Rangahibe poamaso ila, be volombava sady banga ridana nampitahotra ahy.
[2.332#3]
10 Inona no ilain'ialahy no aty ialahy no mianakendry manani-bohitra, hoy ity sakalava bangaridana. [2.895#100] |
| Voambolana | 11 Fahasalamana |
| Tovy hevitra | 12 banga nify |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|