|
|
|
|

Teny iditra1  banga ridana tsy am-bodiakoho
Singan-teny  2 banga, 3 ridana, 4 tsy, 5 vody, 6 akoho
Sokajin-teny  7  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8 enti-milaza ny ankizy banga mifo-nify (heverina manko fa ny antitra ihany, izay omena ny vodiakoho, no tokony ho banga [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11