|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 -bano |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe vano |
| Teny iditra (2/4) | 3 bano |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a small pointed iron hook used in catching birds. (Prov.)
[1.2] |
| Voambolana | 6 Fitaovam-piasana |
| Teny iditra (3/4) | 7 bano |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 an herb from which a superior kind of straw hat is made. See under ahitra.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 Cyperus nudicaulis Poir. (Cyperaceae). Employé en sparterie, surtout pour la confection de chapeaux. Voir ahibano .
[Sakalava, Tsimihety, Merina]
[1.196] |
| Voambolana | 11 Haizavamaniry: ahitra |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (4/4) | 13 bano |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 antidahy tsy afa-miasa intsony
[Taisaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 vieillard incapable de travailler
[Taisaka]
[1.82] |
| Fivaditsoratra | bano, 17 boña, bona, 18 Noba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|