|
|
|
|

Entry1  baondy
Part of speech  2  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Anaran-karatra filalaovana misy sary tokana eo afovoany (kodiadiam-borona na efa-joro na fo na fon' omby mainty), ka heverina mazàna fa anisan' ny tsara indrindra amin' ny vato
Explanations in English  5  [1.2] the ace in playing cards.
Explanations in French  6  [1.13] as
Vocabulary  7  Game
Illustrations 

Anagrams  9  badoin, badony, baondy, bodain, bodany, nabodi

Updated on 2025/08/10