|
|
|
|

Entry1  baorina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] [fr. borne] Tsatobato efa-joro lavalava famaritana ny tany misy tompony ary voasoratra any amin' ny fanjakana: Tany vita baorina
Tsato-bato misy tarehimarika milaza ny isan' ny kilaometatra mampisaraka toerana na tanàna roa
Illustrations 

Anagrams  4 Abirona, 5 baorina, 6 boriana, 7 irobana, 8 robaina

Updated on 2025/09/12