|
|
|
|

Teny iditra1  baoty
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fonon-dranjo hoditra atao eo ambonin' ny kiraro mba hiarovana amin' ny ranon' ando na ny tsilo na ny riaka, na ny fotaka, rehefa manavasava any anaty ahitra na rehefa avy ny orana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 boots [1.2]

Fivaditsoratra  5 atoby, baoty, 6 boaty, 7 tioba, 8 Tobia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12