|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 baranahiny |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsy fitandremana, tsy firaharahana, tsy fisainana na fiheverana eo am-panaovan-javatra: Aza manao baranahiny raha manao zavatra
4 Tsy voalamina tsara fa entinentim-poana: Fanjakana baranahiny [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 heedlessness, indifference
[1.2] 6 careless; carelessly done [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 insouciant, indifférent
[1.8] |
| Voambolana | 8 Ontam-po |
| Fikambanana | 9 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|