|
|
|
|

Teny iditra1  bararata noladinimbahy
Singan-teny  2 bararata, 3 ladinina, 4 vahy
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza fifankatiavana na firaisam-po tsy hain' inona na inona sarahina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12