|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  baria
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 ombidia, ombimanga.
4 Amin'ny Antakarana any Vohémar kosa, ny baria, na varia, dia vala, fahitra, ary ny omby
5 ompiana ao am-bala na fahitra dia atao hoe "omby am-baria".
6 Dia misy fitenenana hoe "Omby am-baria: sady lalao no harena" [1.10]
Ohatra  7  Mitroatra ihany ny baria (omby) fa rehefa voakendan' ny mpitolona, mirehoka. [2.587#]
Voambolana  8  Haibiby: mampinono
Kamban-teny rehetra  9 tsara baria

Teny iditra (2/2)10  baria
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 mpiasa amin'ny botry na sambo; matilò
13 mpikarama manao asa vaventy
14 mpiasa madinika ao an-trano [1.10]
Fanazavàna teny frantsay  15 matelot [Tankarana] [1.19]
Voambolana  16  Fifamoivoizan-tsambo
Tovy hevitra  17 baharia

Fivaditsoratra  18 araby, 19 baray, baria

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17