|
|
|
|

Entry1  baribariana
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  tsy mbola mandroso amin' ny fombam-piainana ambony, tsy mahalala fomba: Raha tsy otona baribariàna ka hanao ny tongotra eny ambony fiankinana amin' ny seza !
masiaka sy tsy mamindra fo: Olona baribariàna no nahavita izao vonoana mahatsiravina izao [1.1]
4  Fomba fiteny fahiny io ary tsy nanan-kevitra ny hanambany ny Bara akory fa fanavahana ireo afaka nianatra sy ireo tsy mba nandia fianarana fotsiny. [1.353#I]
Explanations in French  5  barbares [1.3]
Examples  6  Ny fifanarahany tamin' ny Englisy no nampandroso azy mihoatra noho ny manodidina azy izay samy baribariana na ny mpanjaka na ny vahoaka. [2.113]

Updated on 2025/09/12