|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  basin-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe basy
Ohatra  3  Toram-poana, tahaka an-dRangahy Andriandambo, nolalovan' ny basin-dRabevitsika [2.558]
4  Apetraho ny basin' ialahy, fa ity elo mena ity no entiko hamitana ny fanjakan' ialahy. [2.508]
5  Mbola nisy nirefotra ihany avy ary amin' ny miaramila, fa ny basin' i Feno no nangina. [2.472#236]

Teny iditra (2/2)6  basin    
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 finga: a bowl, a basin; usually applied to those made of the calabash [1.2]
9 koveta: a bowl or basin for washing, etc [1.7]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12