|
|
|
|

Teny iditra1  bataina
Fototeny  2 bata
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Aingaina amin' ny tanana: Tsy zaka bataina io vata io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be lifted, to be raised, to be carried. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  10 azo bataina
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  bataina, 12 ibatana, 13 itabana, 14 tabaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09