|
|
|
|

Teny iditra1  batera
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [frantsay tabatière] Anaran' ny tongobolo fitoeran' ny paraky kisoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a tobacco box. [Fr. Tabatière.] See tongobolo. [1.2]
Tsipelina hafa  5 tabakera, tabatera
Kamban-teny rehetra  6 sahondram-batera
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  batera, 8 Tabera

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09