|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  batry
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza: Ny voan-javatra vaventy mifantsifantsy
4 Ny nify makadiry sady somary misy elanelany kely: Batry nify ilay zazakely hitako tarỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 having large teeth. [1.2]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tovy hevitra  7 batribatry
Kamban-teny rehetra  8 fay batry nify
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)10  batry
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12 Herbe indéterminée. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  13  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  batry, 14 bitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09