|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 bebe |
| Fototeny | 2 be |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 (Enti-milaza fihalefahan-kevitra) Tsy dia be loatra: Bebe ihany ny trondro azony
[1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 5 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 6 bebe |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 renibe
[Sihanaka]
[1.78] |
| Voambolana | 9 Fifandraisana: fianakaviana |
| Tovy hevitra | 10 bibe |
| Teny iditra (3/3) | 11 bébé
![]() |
| Sokajin-teny | 12 anarana (lahy) |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 zazakely
[1.9#33, 1.66] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 zaza vao teraka
[1.66] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|