|
|
|
|

Teny iditra1  bedesina
Fototeny  2 bedy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tenenina maherihery, tezerana: Nobedesin-drainy izy fa nody alina [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9 bedena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12