|
|
|
|

Teny iditra1  be hariva
Singan-teny  2 be, 3 hariva
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fanaovana tontakely, fandrobana, fisakanana olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [behariva] 6 assembling in the evening for unlawful purposes. [1.2]
Ohatra  7  Nisy niampanga azy ho nanao behariva. [2.357#]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02