|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bemihimpa |
| Singan-teny | 2 be, 3 mihimpa |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 andia-mpanompo nilefa fahizay izay niray dia mba handroba na hangalatra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 Bands of fugitive slaves and other going about and living by brigandage
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Nom donné aux esclaves fugitifs et formés en bandes de voleurs.
[1.3#247] |
| Tsipelina hafa | 8 bemihimpy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|