|
|
|
|

Teny iditra1  benitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ilay lohan' ny basy izay misy toy ny sabatra maranitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a bayonet. See bazanety [1.2]
5 a bayonet [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 baïonnette [1.8]
Voambolana  7  Miaramila
Tovy hevitra  8 bazanety
Kamban-teny rehetra  9 tsatsi-benitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09