|
|
|
|

Teny iditra 1  beritelo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [frantsay bretelle] Zavatra toy ny tady vita amin' ny lamba na amin' ny hoditra, fitanana ny pataloa na ny akanjo tsy hiborotsaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 braces. [Fr. Bretelle.] [1.2]
Voambolana  5  Toe-karena: zaitra
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how beritelo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19