|
|
|
|

Entry1  be saina
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  be, saina
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza olona lalim-pandinika, ampy fiheverana, tsy atoro amin' izay fialana olana, fa hendry sy be hevitra
(hevitra maneso): enti-milaza olona mihevitra ny tenany ho mahay noho ny hafa ka tsy milefitra ary manao ny sasany ho tsinontsinona, manao azy ho manan-tsaina
Explanations in English  5  [1.2] very wise; very cunning.

Updated on 2025/07/29