|
|
|
|

Teny iditra1  besiaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 masiaka, mora tezitra, olona tezitezi-dava na dia zavatra kely fotsiny aza dia efa tezitra [Betsimisaraka] [1.78]

Fivaditsoratra  besiaka, 4 sakaibe

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12