|
|
|
|

Teny iditra1  Betsileo
Singan-teny  2 be, 3 tsy, 4 leo
Sokajin-teny  5  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  6 Foko lehibe monina amin' ny tany voafaritry ny ony Mania, avaratra; ny tanin' ny Tanala, atsinanana; ny tendrombohitr' Andringitra, atsimo, ary ny tandavan-tendrombohitr' i Bongolava, andrefana. Mizara telo ny Betsileo: ny avaratra (renivohitra: Ambositra), ny afovoany (Ambohimahazo, Ambohinamboarina), ary ny any atsimo, izay mitsinjara telo indray: Isandra, Ilalangina ary Iarindrano. Tanàn-dehibe: Fianarantsoa, Ambositra, Ambohimahasoa, Ambalavao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 A tribe inhabiting the South-central parts of the island. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 nom d'une population du centre sud de Madagascar (ville principale: Fianarantsoa) [1.5]
Ohatra  9  Andriamanalinarivo nanjaka tany betsileo. [2.113]
10  Tany betsileo avaratra koa, hono, nisy azy. [2.69]
Voambolana  11  Tantara: firenena
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  13  Tenim-pirenenana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02