|
|
|
|

Teny iditra1  bibalahy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazan' ahitra fanao fanafody, indrindra amin' ny fivalanan-dra, na fivalanana tsotra fa tsy mety mijanona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a plant used as a medicine for dysentery and diarrhea and spitting of blood. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 Herbe dont la décoction est administrée contre la dysenterie et les diarrhées persistantes. [Merina] [1.196]
Voambolana  6  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12