|
|
|
|

Teny iditra1  bibibiby
Fototeny  2 biby
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy matahotra na inona na inona, sahisahy ratsy, mahery setra:
5 Bibibiby ny ahy io zanako io: raisiny amin' ny tanany ny tanalahy dia ataony ao ambany helika [1.1]
6 jereo bibibibin' olona [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  7 brutal, obstinate [1.2]
Ohatra  8  Ny zaza novelomin'ny biby ohatra dia lasa bibibiby ihany koa. [2.606#]
9  Noho ny toe-javatra hitako na nihatra tamiko tato anatin' ny indroa andro, efa lasa bibibiby izany aho. [2.4#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny rehetra  11 bibibibin' olona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17