|
|
|
|

Teny iditra1  bibin-dandy
Singan-teny  2 biby, 3 landy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 biby mpamorona ny landy rehefa miombo ho landy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [bibinDANdy] 6 A silkworm. [1.2#90]
Fanazavàna teny frantsay  7 le ver à soie [1.3#80]
Voambolana  8  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12