|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bikana |
| Fototeny | 2 bika |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsara bika: Bikana aoka izany iny tovovavy iny ka betsaka ny tovolahy no miherika manana-maso azy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 well formed, of a good figure.
[1.2] 6 well-formed [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 de belle forme
[1.8] |
| Tovy hevitra | 8 bako |
| Fivaditsoratra | 9 ankiba, bikana, 10 binaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|