|
|
|
|

Teny iditra1  binata
Fototeny  2 bata
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 voabata, bataina: Nobinatako ilay entana fa tsy zakako [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 [passive with infix] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 porté, soulevé [1.3#76]
Ohatra  7  Avy amin' ny foto-teny bata izay nasiana tsofoka "in" no tonga hoe "binata" , ka ny nobinatako dia mitovy amin' ny hoe nobataiko. [2.643#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Tovy hevitra  11 voabata

Fivaditsoratra  binata, 12 tinaba

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12