|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bingona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan-javamaneno tsofina avo feo sy karantsana: Mpitsoka bingona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a bugle. [Eng. Bugle.]
[1.2] 5 a bugle [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 clairon
[1.8] |
| Ohatra |
7 Vao mandre ny feon' ny bingona izy dia milaza hoe: ndao!
[2.996]
8 dia notsofina ny bingona, ary nanao porizentra Andriana indray Randriaka. [2.649] |
| Voambolana | 9 Feon-kira: zavamaneno |
| Mpanahaka | 10 anjomara, 11 anjombona, 12 antsiva |
| Fivaditsoratra | 13 binango, bingona, 14 bongina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|