|
|
|
|

Entry1  binitsika
Part of speech  2  passive verb
Root  3  bitsika
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7  [1.1] voabitsika, bitsihina, ilazana zavatra lazaina malemilemy eo am-poto-tsofina: Inona no nobinitsiny taminao teo ?
Explanations in French  8  [1.3#82] qu'on a chuchoté, à qui ou a parlé bas, qu'on a entraîné
Synonyms  9  voabitsika

Anagrams  10  binitsika, nibitsika

Updated on 2025/01/21