|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  -bintsy
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe vintsy

Teny iditra (2/3)3  bintsy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazan-damba soga, madini-tenona sady mikitroka ka mafy kokoa noho ny saga tsotra ary malama tsy misy volony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 the name of a kind of calico in Imerina. [1.2]
Voambolana  7  Toe-karena: zaitra

Teny iditra (3/3)8  bintsy
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny anglisy  10 For vintsy [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 nom d'une espèce d'oiseau ; martin-pêcheur, ou huppe, § vìntsy. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  12  Haibiby: vorona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12