|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 bisa |
| Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
3 same as bitra
[1.2] |
| Teny iditra (2/3) | 4 bisa |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 vay tsy mety sitrana, talenta ratsy
[Sihanaka]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 7 bisa |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 impureté contractée en touchant un mort. (tòhina).
[Tankarana]
[1.19] |
| Fivaditsoratra | 10 basy, bisa, 11 siba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|