|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  bitaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fitsinjahana noho ny hafaliana, [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a bound, a jump, a spring of the body made in giving expression to joy or exultation; a dance in warlike orations expressing defiance. [1.2]
5 a leap, a jump [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 bond de joie, gambade en signe de joie ou d’approbation [1.3]
7 bond, gambade [1.8]
Ohatra  8  Hoby sy bitaka va re no an' ny Ambanilanitra, izay nomeny voninahitra ka nolalovany toy izany. [2.649]
9  Vatrany ny misambo-balala ho azy ka ahatsiahivany ny teniny miverimberina hoe:"raha tsy azoko anio ialahy ry ambolo bitaka, ry ambolo matavy, azoko rahampitso. [2.470]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  19 ambolobitaka
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)21  bitaka
Sokajin-teny  22  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  23 kely [Tanala] [1.78]

Fivaditsoratra  24 Bikata, bitaka, 25 tabaky, 26 tabika, 27 takiba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09