|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 boada |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny misafotofoto tsy hita laniny, miboredidredika
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 confusion of speech, irregularity, indistinctness, hurry of mind, indistinct utterances, medley. See boadaka, bada, bedy, boerika.
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 6 boadaboada |
| Fivaditsoratra | 7 abado, 8 aboda, 9 Adabo, adabo, 10 badao, boada |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26 |
|