|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 boboky |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 voatavo fanaovana ronono mandry na abobo
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (2/3) | 4 boboky |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 kiran-dravinala fanao rapaka (gorodona)
[Taisaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 écorce de ravenala dont on fait le plancher des cases
[Taisaka]
[1.82] |
| Teny iditra (3/3) | 8 boboky |
| Sokajin-teny | 9 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 tsy misy intsony, foana
[Bara]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 11 biboko, boboky, 12 kibobo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|