Entry (1/2) | 1 bodo |
Part of speech | 2 adjective |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Manao toe-jaza, toetr' ankizy, tsotra loatra; enti-milaza koa olona antitra miverina amin' ny fahazazana 9 [1.1] Zaza saina sy fihevitra: Zaza bodo tokoa ianao, ry Koto! izany avy ka tsy ho fantatra / Izay bodo adala iny ve hahalala hanao izany? |
Explanations in English |
10 [1.2] infantile, childish, young, simple; in one's dotage. [Mal. Bodoh.] This word is frequently given to a female infant before it is designated by a chosen name, and is sometimes retained as a woman's name, or a prefix, as the name of the first Ranavalona, viz. Rabodonandrianampoinimerina. 11 [1.7] infantile, simple-minded |
Explanations in French |
12 [1.8] enfantin, simple |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word bodo |
Entry (2/2) | 14 bodo |
Part of speech | 15 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
22 [1.1] Fitanana, fitazonana zavatr' olona an-keriny ho an' ny tena. |
Anagrams | 23 bodo, dobo |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |