|
|
|
|
Teny iditra
1
bofoka
Sokajin-teny
2
Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy
3
Enti-milaza firakofana lamba matevina eo ampitoerana na eo am-pandriana.
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
mi
bo
foka
Matoantenin' ny fameno :
5
ibofana
Anarana :
6
fibofohana
,
7
fibofoka
,
8
mpibofoka
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19