|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 bofona |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Dongadonga, botrabotra, botrefona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 chubby, plump, sturdy. Sometimes it is used as an appellative expressing fondness and familiarity, a child being addressed as Ibofona, or Rabofona.
[1.2] |
| Teny iditra (2/2) | 5 bofona |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Feo mitsefotra tsy mitefoka, hetotra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 prov. For etotra.
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 11 Feo |
| Tovy hevitra | 12 bofotra |
| Mpanahaka | 13 bofotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|