|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  bohy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanosehana ny hafa hihataka mba hahazoana toerana bebe kokoa
4 Fihetsika sy teny entina mampiseho hery amam-pireharehana
5 Fitanana zavatr' olona amin-ditra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 an inflated and puffed up aspect, as that of a turkey cock; obstinacy, a swaggering appearance. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)16  bohy
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny anglisy  18 use only in the following: mibohy [1.2]

Teny iditra (3/3)19  bohy
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny frantsay  21 nom d'une espèce d'arbre. [Tankarana] [1.19]
22 Commiphora sp. (Buraseraceae). Arbre renflé, à bois blanc très mou ; impropre à la menuiserie ou à la charpente. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  23  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  bohy, 25 hoby

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09