|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 bokony |
| Sokajin-teny | 2 anarana boko sy mpisolo |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ravina mihorona ary tonga boribory, na ny vonin' ny tsimo-kazo mbola tsy mivelatra: Bokon-daisoa
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 [ny, suffix pronoun.] The heart of a cabbage.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 (allusion au bouquet de feuilles qui couronne le tronc) Polyscias carolorum Bernardi (Araliaceae). Réf. Service Forestier 7393.
[Tanala]
[1.196] |
| Voambolana | 6 Haizavamaniry: anana |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (2/3) | 8 bokony |
| Sokajin-teny | 9 anarana boko sy mpisolo |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 the gizzard
[Provincial]
[1.2] |
| Voambolana | 11 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Teny iditra (3/3) | 12 bokony |
| Sokajin-teny | 13 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 ambokony
[1.1] |
| Fivaditsoratra | bokony, 15 bonoky, 16 kobony |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|