|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bokotra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatra vita tamin' ny tandroka na hazo na nifin' elefanta voamboatra boribory ka apetaka amin' ny akanjo mba hanidiana ny laniny roa aminy misaraka: Boko-palitao
4 Lava-bokotra: lavaka atao amin' ny akanjo izay zairina ny sisiny ary atao hidin' ny bokotra 5 Zavatra boribory fampandehanana ny vata fandraisam-peo sasantsasany: Ahodino ny bokotra fa tsy tiako izany hira izany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a button. [Eng. Button.]
[1.2] 7 [French bouton] a button. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 [français bouton] bouton
[1.8] |
| Ohatra |
9 Nanindry bokotra kely teo ankavian' ny latabany izy.
[2.471]
10 Njay ny an' ialahy", hoy aho namaha ny bokotra malabariko. [2.4] 11 Eto dia vozon' akanjo tsy mihidy bokotra fa mivelatra mampiseho tenda. [2.643] |
| Voambolana | 12 Toe-karena: zaitra |
| Kamban-teny rehetra | 13 Fikambanana 11 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | bokotra, 14 katrobo, 15 oktobra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|